| Entrée | 1 mahazo laka |
| Mots élémentaires | 2 mahazo, 3 laka |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 enti-milaza ny vato mahazo ny toerana afovoany izay toerana tsara indrindra satria misy lalana valo azony ikisahana avy eo amin' ny misy azy eo
6 mahazo toerana tsara ahafahana manao izay tiana [1.1] |
| Explications en anglais |
7 to win acceptance; to arrive in a favorable situation
[1.7] |
| Explications en français |
8 qui est accepté; qui se trouve en bonne position
[1.8] |
| Exemples |
9 Ny sisa, ireo toetra mitovy loko amin' ny vintany sy anjarany, no mahazo laka sy tonga be ambainy.
[2.472]
|
| Synonymes | 10 tompon' ny laka |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|